FITOKANANA NY BIRAON’NY TRANOBEN’NY TANTSAHA MPAMOKATRA FARITRA IHOROMBE

FITOKANANA NY BIRAON’NY TRANOBEN’NY TANTSAHA MPAMOKATRA FARITRA IHOROMBE

 FITOKANANA NY BIRAON’NY TRANOBEN’NY TANTSAHA MPAMOKATRA FARITRA IHOROMBE Ny Zoma faha 21 ny volana Mai no notokanan’i Filohan’ny Repoblikan’ny Madagasikara, A/toa ANDRY Nirina Rajoelina tamin’ny fomba ôfisialy ny Biraon’ny Tranoben’ny Tantsaha Mpamokatra eto anivon’ny Faritra Ihorombe. Ity foto-drafitr’asa ity moa no tafatsangana dia teo ny famatsiam-bola avy amin’ny Fandaharan’asa DEFIS izay eo ambany fiahian’ny Minisiteran’ny…