Ny Tranoben’ny Tantsaha Mpamokatra na TTM dia manana ireto tanjona ireto
Ny Tranoben’ny Tantsaha Mpamokatra na TTM dia manana ireto tanjona ireto:
Fanatsarana ny farim-piainan’ny Mpamokatra, fampiroboroboana ny famokarana sy fanamafisana ny fikambanana Mpamokatra.
Nanatanteraka fivoriana ny filankevim-pitantantan’ny TTM tao amin’ny Biraony eo Nanisana ny 22 oktobra 2020 lasa teo mba hanatsarana ny fampandehanan-draharaha eo anivon’ny Ratsamangaika tsirairay. Narahina loabasy an-dasy izany ny 23 oktobra. Fotoana iray nahafahan’ny solontenan’ny mpamokatra isam-paritra nanao tatitra sy nifampizara ireo olana sedrainy amin’ny resaka FDA ity dinidinika ity. Tsy nijanona hatreo amin’ny fizarana ireo olana anefa izy ireo fa nokatsahiny ihany koa ny vhaolana amin’izany.
Ny vahaolana hanampiana ny mpamokatra izay soloiny tena dia mlkendry ny hampivoarana ny famokarana ary hanatsarana ny farimpiainan’ny mpamokatra ka tapaka fa:
- Tohizana ny ezaka fanamafisana orina ny fikambanana sy vondrona Mpamokatra @ alalan’ny fiara-miasa @ Ratsamaingaka TTMR sy ny FDAR.
- raisin’nyTTM ho andraikitra ny hitovitovizan’ny fisitrahana ny fanampiana avy amin’ny FDA ho an’ny Faritra tsirairay.
CONSEIL D’ADMINISTRATION DE LA TTMN ou Tranoben’ny Tantsaha Mpamokatra et CONFERENCE DES PRODUCTEURS
La Tranoben’ny Tantsaha Mpamokatra ou TTM est une association qui a pour objectifs l’amélioration des Revenus Agricoles, le développement de la production et le renforcement des Organisations des Producteurs.
Dans le cadre de la mise en œuvre des missions de la TTM, un CA ordinaire a été réalisé auprès de notre siège à Nanisana le 22 Octobre 2020 dernier. Cette séance a été suivie d’une conférence de producteurs qui a permis à chaque représentant de producteurs par région de présenter les situations ainsi que les difficultés rencontrées. Cette conférence a eu lieu le 23 Octobre. C’était une occasion pour réfléchir sur les résolutions effectives pour une meilleure valorisation de l’outil FDA.
Pour atteindre ses objectifs, la TTM a décidé de:
- renforcer l’appui des associations de producteurs à travers la collaboration entre les TTMR et les FDAR ;
- s’impliquer dans la valorisation équilibrée de l’outil FDA pour les 22 régions.